Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nangalanao ny fitafianao, dia nanaovanao fitoerana avo ho anao ka noravahanao sora-damba, ka nijangajanga teo aminy ianao; dia zavatra izay tsy tokony hiseho na hisy akory.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:16 amin'ny teny manodidina.