Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 14:16 Malagasy Bible (MG1865)

na dia ao aza ireo telo lahy ireo, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, tsy hahavonjy ny zananilahy na ny zananivavy izy; fa ny tenany ihany no ho voavonjy, fa ny tany kosa ho lao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:16 amin'ny teny manodidina.