Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 13:18 Malagasy Bible (MG1865)

ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Lozan'ny vehivavy rehetra izay manjaitra fono ho ao amin'ny famavanin'ny tanana rehetra, ary manao fisaronana antonona amin'ny loha samy hafa rehetra mba hihaza fanahy! Ny fanahin'ny oloko dia hazainareo, nefa ny fanahinareo kosa velominareo!

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:18 amin'ny teny manodidina.