Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 13:13 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Hampifofofofo ny tafio-drivotra amin'ny fahatezerako Aho; ary hisy ranonorana mifafy amin'ny fahatezerako sy havandra vaventy amin'ny fahavinirako hahafongana azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:13 amin'ny teny manodidina.