Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 12:16 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa hamelako olom-bitsy ihany izy ho sisa tsy ho ringan'ny sabatra.sy ny mosary sy ny areti- mandringana, mba hisy hitantara ny fahavetavetany rehetra any amin'ny jentilisa izay alehany; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:16 amin'ny teny manodidina.