Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka, izay ao aminy dia hitondra ny entany eny an-tsorony nony efa maizina dia maizina ny andro ka hivoaka; hoboroboahan'ny olona ny manda hamoahana azy; hanarona ny tavany izy mba tsy ho hitan'ny masony ny tany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:12 amin'ny teny manodidina.