Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 12:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ity faminaniana ny loza ity dia ho amin'ny mpanjakan'i Jerosalema sy ny taranak'Isiraely rehetra izay ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:10 amin'ny teny manodidina.