Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 11:24 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nisy fanahy nanainga ahy tamin'ny fahitana, dia tamin'ny Fanahin'Andriamanitra, ka nitondra ahy ho any Kaldea ho any amin'ny babo. Dia niakatra niala tamiko ny fahitana izay efa hitako.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11

Jereo Ezekiela 11:24 amin'ny teny manodidina.