Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 11:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola naminany aho, dia maty Pelatia, zanak'i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin'ny feo mahery nanao hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11

Jereo Ezekiela 11:13 amin'ny teny manodidina.