Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra niala teo amin'ny kerobima ny voninahitr'i Jehovah ho eo amin'ny tokonam-baravaran'ny trano; ary feno ilay rahona ny trano, ary ny kianja dia feno ny famirapiratan'ny voninahitr'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:4 amin'ny teny manodidina.