Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 10:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin'ny tavany no nalehany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:22 amin'ny teny manodidina.