Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 10:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandeha ny kerobima, dia mba nandeha teo anilany koa ny kodia; ary raha nasandratry ny kerobima ny elany hiainga tsy hipaka amin'ny tany, dia tsy nisaraka taminy koa ny kodia.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:16 amin'ny teny manodidina.