Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 1:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitako fa, indro, nisy tafio-drivotra avy tany avaratra, dia rahona lehibe sy afo mifandrambondrambona, sady nisy namirapiratra manodidina azy; ary avy teo amin'ny afo dia nisy toy ny volon'ny metaly mamirapiratra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:4 amin'ny teny manodidina.