Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 1:28 Malagasy Bible (MG1865)

Toy ny tarehin'avana amin'ny rahona amin'ny andro nisy ranon'orana no tarehin'ny namirapiratra manodidina. Izany no fijery ny endriky ny voninahitr'i Jehovah. Ary nony nahita izany aho, dia nikarapoka nihohoka ka nandre ny feon'ny anankiray niteny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:28 amin'ny teny manodidina.