Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny toetry ny tarehiny dia tahaka ny tarehin'olona; ary tamin'ny ankavanany dia samy nanana ny tarehin'ny liona izy efatra, ary tamin'ny ankaviany dia samy nanana ny tarehin'omby, ary samy nanana ny tarehin'ny voromahery koa izy efatra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:10 amin'ny teny manodidina.