Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 9:27 Malagasy Bible (MG1865)

dia nanao lalàna tsy azo ovana ny Jiosy ka nanaiky fa izy sy ny taranany ary izay rehetra miray aminy dia hitandrina izany andro roa izany araka ny voasoratra sy araka ny fotoany isan-taona;

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:27 amin'ny teny manodidina.