Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 9:22 Malagasy Bible (MG1865)

dia araka ny andro nahafahan'ny Jiosy tamin'ny fahavalony, sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana ary ny fitomaniany ho andro mahafaly, mba hatao ho andro fanasana sy fifaliana sy fifanateran-javatra ary fanomezan-javatra ho an'ny mahantra izany.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:22 amin'ny teny manodidina.