Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 9:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin'ny hazo koa izy folo lahy, zanak'i Hamana.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:13 amin'ny teny manodidina.