Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 8:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nesorin'ny mpanjaka ny peratra fanombohany, izay efa nalainy tamin'i Hamana, ka nomeny an'i Mordekay. Ary Mordekay dia notendren'i Estera hanapaka ny tranon'i Hamana.

Vakio ny toko manontolo Estera 8

Jereo Estera 8:2 amin'ny teny manodidina.