Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tezitra dia tezitra ny mpanjaka, dia nitsangana niala teo am-pisotroan-divay ho eny an-tanimbolin'ny trano; ary Hamana kosa nitsangana hangataka ny ainy tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka, satria hitany fa misy loza hamelin'ny mpanjaka azy.

Vakio ny toko manontolo Estera 7

Jereo Estera 7:7 amin'ny teny manodidina.