Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 7:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy indray ny mpanjaka tamin'i Estera teo am-pisotroan-divay tamin'ny andro faharoa inona no angatahinao, ry Estera, vadin'ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao? Fa na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.

Vakio ny toko manontolo Estera 7

Jereo Estera 7:2 amin'ny teny manodidina.