Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 6:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin'izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary Hamana nanao anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian'ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho?

Vakio ny toko manontolo Estera 6

Jereo Estera 6:6 amin'ny teny manodidina.