Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 6:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjaka: Iza no ao an-kianja ao? Ary Hamana kosa efa sendra tonga tao an-kianja ivelan'ny tranon'ny mpanjaka tamin'izay hiteny amin'ny mpanjaka ny amin'ny hanantonana an'i Mordekay amin'ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.

Vakio ny toko manontolo Estera 6

Jereo Estera 6:4 amin'ny teny manodidina.