Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 6:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin' ny mpanjaka ka naka faingana an'i Hamana ho ny amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.

Vakio ny toko manontolo Estera 6

Jereo Estera 6:14 amin'ny teny manodidina.