Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ny mpanjaka fa, indro, Estera, vadin'ny mpanjaka nitsangana teo an-kianja, dia nahita fitia teo imasony izy; ary ny mpanjaka nanondro an'i Estera tamin'ny tehim-bolamena izay teny an-tànany. Dia nanatona kosa Estera ka nanendry ny loha-tehina.

Vakio ny toko manontolo Estera 5

Jereo Estera 5:2 amin'ny teny manodidina.