Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nataon'i Hamana ho zavatra kely loatra ny haninji-tanana hamely an'i Mordekay irery ihany (fa efa nambara azy ny firenen'i Mordekay), ka dia nitady handringana ny Jiosy rehetra eran'ny fanjakan'i Ahasoerosy koa izy, dia ny firenen'i Mordekay.

Vakio ny toko manontolo Estera 3

Jereo Estera 3:6 amin'ny teny manodidina.