Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 2:20 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan'i Mordekay azy ihany; fa ny tenin'i Mordekay dia nankatoavin'i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany.

Vakio ny toko manontolo Estera 2

Jereo Estera 2:20 amin'ny teny manodidina.