Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 2:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan'i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an'ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo Estera 2

Jereo Estera 2:18 amin'ny teny manodidina.