Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

koa nony hiditra ao amin'ny mpanjaka ny zazavavy tamin'izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin'ny tranom-behivavy ho ao an-tranon'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo Estera 2

Jereo Estera 2:13 amin'ny teny manodidina.