Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 2:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan'ny kianjan'ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran'i Estera sy izay anaovana azy.

Vakio ny toko manontolo Estera 2

Jereo Estera 2:11 amin'ny teny manodidina.