Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny nisotroan'ny olona dia araka ny tenin'andriana, ka tsy nisy nanery; fa toy izany no nandidian'ny mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan'ny olona araka izay sitrapony avy.

Vakio ny toko manontolo Estera 1

Jereo Estera 1:8 amin'ny teny manodidina.