Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 1:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Vasty, vadin'ny mpanjaka, nandà ny tenin'ny mpanjaka nentin'ny tsindranolahy ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka, ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Estera 1

Jereo Estera 1:12 amin'ny teny manodidina.