Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 9:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naniraka Farao, ka, indro, tsy mba nisy maty ny bibin'ny Zanak'Isiraely na dia iray akory aza, nefa nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nandefa ny olona izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:7 amin'ny teny manodidina.