Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 9:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana, dia mbola nanota ihany indray izy; ary samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:34 amin'ny teny manodidina.