Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 9:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahinjitr'i Mosesy manandrify ny lanitra ny tehiny; ary Jehovah nanisy kotrokorana sy havandra, ary nisy afo nifanaretsadretsaka teny ambonin'ny tany; ary Jehovah nandatsaka havandra tamin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:23 amin'ny teny manodidina.