Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 9:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naka lavenona tamin'ny lafaoro lehibe izy roa lahy ka nitsangana teo anatrehan'i Farao; dia natopin'i Mosesy niakatra nanandrify ny lanitra izany, ka dia tonga vay nipoipoitra tamin'ny olona sy tamin'ny biby fiompy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:10 amin'ny teny manodidina.