Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 9:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mankanesa ao amin'i Farao ianao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:1 amin'ny teny manodidina.