Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 8:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha tsy mandefa ny oloko ianao, indro Aho handefa lalitra betsaka hamely anao sy ny mpanomponao sy ny vahoakanao ary ny tranonao; dia ho feno lalitra ny tranon'ny Egyptiana sy ny tany izay itoerany koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:17 amin'ny teny manodidina.