Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 7:24 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nihady rano hosotroiny teo amoron'i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 7

Jereo Eksodosy 7:24 amin'ny teny manodidina.