Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 7:21 Malagasy Bible (MG1865)

koa maty ny hazandrano izay tao Neily, dia maimbo Neily, ka tsy azon'ny Egyptiana nosotroina ny rano avy ao; ary ny rà dia nanerana ny tany Egypta rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 7

Jereo Eksodosy 7:21 amin'ny teny manodidina.