Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 6:8-10 Malagasy Bible (MG1865)

8. Ary Izaho hampiditra anareo any amin'ny tany izay nananganako tanàna homena an'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah.

9. Ary Mosesy nilaza izany tamin'ny Zanak'Isiraely; nefa izy tsy nihaino an'i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.

10. Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6