Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 6:6 Malagasy Bible (MG1865)

Koa lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izaho no Jehovah, ary hitondra anareo hivoaka ho afaka amin'ny fanompoana mafy ampanaovin'ny Egyptiana anareo Aho ka hanafaka anareo amin'ny fanompoana azy; ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:6 amin'ny teny manodidina.