Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 6:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanome teny azy ho entiny ho any amin'ny Zanak'Isiraely sy ho amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, mba hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:13 amin'ny teny manodidina.