Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 5:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy roa lahy: Andriamanitry ny Hebreo efa nihaona taminay; koa trarantitra ianao, aoka handeha lalan-kateloana any an-efitra izahay hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitray; fandrao Izy hamely anay amin'ny areti-mandringana, na amin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 5

Jereo Eksodosy 5:3 amin'ny teny manodidina.