Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 5:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpifehy ny Zanak'Isiraely, izay notendren'ny mpampiasa avy amin'i Farao mba hifehy azy, dia nokapohina ka nanontaniana hoe: Ahoana no tsy nahavitanareo ny anjaranareo tamin'ny fanaovana ny biriky omaly sy androany, tahaka ny teo aloha ?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 5

Jereo Eksodosy 5:14 amin'ny teny manodidina.