Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 40:29 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana dia napetrany teo anoloan'ny varavaran'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana; ary nateriny teo amboniny ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:29 amin'ny teny manodidina.