Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 40:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hosory izy, tahaka ny nanosoranao ny rainy, mba ho mpisorona ho Ahy; ary ny fanosorana azy dia ho fisoronana mandrakizay ho azy hatramin'ny taranany fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:15 amin'ny teny manodidina.