Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Jehovah taminy: Atsofohy ao an-tratranao ny tananao. Dia natsofony tao an-tratrany ny tànany; ary nony notsoahany, dia, indro, efa boka ny tànany ka fotsy tahaka ny oram-panala.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:6 amin'ny teny manodidina.