Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 4:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Raha mandeha miverina ho any Egypta ianao, indreo ireo fahagagana rehetra ireo, izay nataoko eo an-tananao, dia ataovy eo anatrehan'i Farao; ary Izaho hanamafy ny fony, ka tsy handefa ny olona izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:21 amin'ny teny manodidina.