Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 4:18 Malagasy Bible (MG1865)

Dia lasa nandeha Mosesy ka niverina ho any amin'i Jetro rafozany ka nanao taminy hoe: Masìna ianao, aoka aho handeha hiverina ho any amin'ny rahalahiko, izay any Egypta, ka hizaha na mbola velona ihany izy, na tsia. Ary hoy Jetro tamin'i Mosesy: Mandehana soa aman-tsara.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:18 amin'ny teny manodidina.